Entry | 1 ondrikely malahelo |
Elementary words | 2 ondry, kely, malahelo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1] |
Synonyms | 5 ondrikely kamboty |
Updated on 2023/06/08 |